plt_tn/jhn/08/28.md

899 B

Rehefa asandratrareo

Ity dia maneho ny fametrahana an'i Jesosy eo amin'ny hazofijaliana mba ho vonoina.

Zanak'Olona

Jesosy nampiasa ny fiantsoana hoe "Zanak'Olona" mba hanehoana ny tenany.

izaho no IZY

Tahakan'Andriamanitra Zanaka, Jesosy dia tsy tahaka ny olona rehetra fa mahafantatra an' Andriamanitra Ray. Mety ho dikany: 1) Jesosy dia manambara ny tenany ho Yaveh amin'ny fitenena hoe "Izaho dia Andriamanitra" na 2) Jesosy dia niteny hoe: "Izaho ilay Iray maneho ny tenako ho Izy."

Araka ny nampianarin'ny Ray Ahy, no hilazako ireo zavatra ireo

"Izaho dia miteny izay nampianarin'ny Raiko ho teneniko fotsiny." Ny teny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

Izy izay naniraka Ahy

Ny "Izy" eto dia manambara an'Andriamanitra.

Raha nilaza ireo zavatra ireo Jesosy

"Raha niteny ireo teny ireo Jesosy"

betsaka no nino Azy

"olona maro no nahatoky Azy"