plt_tn/jhn/08/23.md

635 B

Avy ety ambany ianareo

"Ianareo dia teraka teto ambonin'ity tany ity"

Izaho kosa avy any ambony

"Izaho avy any an-danitra"

Avy amin'izao tontolo izao ianareo

"an'izao tontolo izao ianareo"

Izaho tsy avy amin'izao tontolo izao

"Izaho dia tsy an'izao tontolo izao"

ho faty ao amin'ny fahotanareo ianareo

"Ianareo dia ho faty tsy hahazo ny fahamelan-keloka avy amin'Andriamanitra"

IZAHO NO IZY

Mety ho dikany: 1) Jesosy dia manambara ny tenany ho Yaveh, izay midika hoe "Izaho no Izy" na 2) Jesosy dia nanantena fa ho takatry ny olona ny tiany lazaina tamin'izay efa nolazainy teo hoe: "Izaho kosa avy any ambony."