plt_tn/jhn/08/19.md

720 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha-20 dia misy fihatoana amin'ny resak'i Jesosy izay hanomezan'ny mpanoratra fampahafanntarana fototra antsika ny amin'ny toerana nampianaran'i Jesosy.

Tsy fantatrareo na Izaho na ny Raiko; raha nahafantatra Ahy ianareo, dia mahafantatra ny Raiko ihany koa

Jesosy dia manondro fa ny fahafantarana Azy dia ny mahafantatra ny Ray ihany koa. Na ny Ray na ny Zanaka dia samy Andriamanitra. Ny "Ray" dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

ny Raiko

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an' Andriamanitra.

tsy mbola tonga ny orany

Ny teny hoe "orany" dia hilazana ny fotoana izay hafatesan'i Jesosy. DH: "tsy mbola fotoana hafatesan'i Jesosy izao"