plt_tn/jhn/08/07.md

584 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Raha manana ny 7:53 - 8:11 ny dika-teny sasany, dia ny dika-teny tsara indrindra sy taloha tsy misy ireo.

Rehefa nametraka fanontaniana taminy hatrany izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo

Izay tsy nanota taminareo

"Raha misy aminareo ireo tsy nanota" na "Raha misy tsy mbola nanota mihintsy taminareo"

taminareo

Jesosy dia miresaka amin'ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo, sy mety ireo vahoaka, ihany koa.

aoka izy

"avelao izany olona izany"

niondrika indray Izy

"niankohoka izy"