plt_tn/jhn/07/45.md

228 B

mpiandry raharaha

"mpiambina ny tempoly"

Tsy mbola nisy niresaka tahaka izany mihintsy

Ampitomboana ity hevitra ity mba ho fanamafisana. "Tsy mbola nahare olona niteny zavatra mahavariana tahaka ity lehilahy ity izahay!"