plt_tn/jhn/07/35.md

516 B

Noho izany ireo Jiosy dia nifampiresaka

Ny hoe "Jiosy" dia maneho ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Ireo mpitarika Jiosy dia nifampiresaka teo amin'ny samy izy ireo"

ireo izay niparitaka

Ity dia maneho ireo Jiosy izay niparitaka nanerana ny tanin'i Grika, ivelan'i Palestina.

Ary inona ny dikan'ny teny nolazainy hoe

Ny "teny" dia midika hoe ny hafatra izay nozarain'i Jesosy, izay tsy vitan'ireo mpitarika Jiosy ny nanakatra azy. DH: "Inona ary no tiany lazaina amin'ny teneniny hoe"