plt_tn/jhn/07/23.md

906 B

Raha amin'ny Sabata no amoràna ny olona mba tsy ho voadika ny lalàn'i Mosesy

''Raha mamora zazalahy amin'ny Sabata ianareo dia tsy mandika ny lalàn'i Mosesy"

nahoana ianareo no tezitra amiko raha nanasitrana tanteraka olona iray tamin'ny Sabata Aho?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "ianareo dia tsy tokony ho tezitra amiko noho Izaho nanasitrana tanteraka olona tamin'ny andro Sabata!"

tamin'ny Sabata

"tamin'ny andro fialan-tsasatry ny Jiosy"

Aza mitsara amin'ny endrika ivelany, fa mitsarà am-pahamarinana

Jesosy dia manambara fa ny olona dia tsy tokony hanapaka hoe inona no marina, raha mifototra amin'izay hitan'ny masony fotsiny. Ao ambadiky ny hetsika dia misy antony izay tsy afaka hitan'ny maso. DH: "Atsaharo ny fitsarana ny olona amin'ny alalan'izay hitan'ny masonareo! Mba mifantoha amin'izay marina amin' Andriamanitra"