plt_tn/jhn/07/21.md

493 B

asa iray

"fahagagana iray" na "famantarana iray"

gaga noho izany avokoa ianareo

"tohina avokoa ianareo"

tsy hoe avy amin'i Mosesy izany, fa avy amin'ireo razana

Eto Jaona dia manome fanazavana fanampiny mahakasika ny famoràna.

ary amin'ny Sabata dia mamora olona ianareo

Jesosy dia te-hiteny fa ny fanaovana famoràna ihany koa dia mangataka asa. DH: "Ianareo dia mamora zazalahy kely amin'ny Sabata. Asa koa izany!"

amin'ny Sabata

"amin'ny andro fialan-tsasatry ny Jiosy"