plt_tn/jhn/07/17.md

336 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka amin'ireo Jiosy.

fa na iza na iza mitady ny voninahitr'izay naniraka azy, dia io olona io no marina, ary tsy misy tsy fahamarinana ao aminy

"Rehefa mitady ny voninahitr'izay naniraka azy fotsiny ny olona iray, dia izany olona izany no miteny ny marina. Tsy mandainga izy"