plt_tn/jhn/07/14.md

469 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy izao dia mampianatra ireo Jiosy ao an-tempoly.

Ahoana no hahaizan'io lehilahy io izany rehetra izany

Miseho amin'ny endrika fanontaniana ny fanamarihana mba hanamafisana ny fahatairan'ireo mpitarika Jiosy ny amin'ny fananan'i Jesosy fahalalana maro be. DH: "Izy dia tsy tokony hahafantatra be mahakasika ny Soratra Masina!"

fa avy amin'Izy izay naniraka Ahy

"fa avy amin'Andriamanitra, ilay Iray izay naniraka Ahy"