plt_tn/jhn/07/08.md

263 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo rahalahiny.

tsy mbola tonga ny fotoako

Eto Jesosy dia te-hilaza fa raha miverina any Jerosalema Izy, dia hamarana ny asany. DH: ''Mbola tsy fotoana hiverenako any Jerosalema izao"