plt_tn/jhn/07/05.md

781 B

Fa na ireo rahalahiny aza tsy nino Azy

Ity fehezanteny ity dia fihatoana amin'ny tantara fototra mba hitenan'i Jaona antsika fampahafantarana fototra mahakasika ireo rahalahan'i Jesosy.

ireo rahalahiny

"Ireo zandriny"

Mbola tsy tonga ny fotoako

Jesosy dia manambara fa tsy mbola fotoana hanaperany ny asa fanompoany izao. DH: "Tsy mbola fotoana hanaperako ny asako izao"

ny fotoanareo kosa dia vonona lalandava

"ny fotoana rehetra dia mety aminareo"

tsy afaka ny hankahala anareo izao tontolo izao

Eto ny hoe "izao tontolo izao" dia entina maneho ny olona miaina eto amin'izao tontolo izao. DH: "Ny olona rehetra eto ambonin'ny tany dia tsy afaka hankahala anareo"

manambara fa ratsy ireo asany

"Izaho miteny azy ireo fa ny zavatra ataon'izy ireo dia ratsy"