plt_tn/jhn/07/03.md

401 B

ireo rahalahiny

Ity dia maneho ireo zandrin'i Jesosy, ireo zanaka lahin'i Maria sy Josefa.

asa ataonao ihany koa

Ny teny hoe "asa" dia maneho ireo fahagagana izay nataon'i Jesosy.

izy tenany

Ny hoe "tenany" dia manamafy ny "izy."

izao tontolo izao

Eto ny teny hoe "izao tontolo izao" dia entina maneho ny olona rehetra izay eto ambonin'ny tany. DH: "Ny olona rehetra" na "ny tsirairay"