plt_tn/jhn/06/60.md

415 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Mametraka fanontaniana ny sasany amin'ireo mpianatra ary Jesosy mamaly, raha mbola manohy miresaka amin'ny vahoaka Izy.

iza no afaka anaiky izany

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana fa ireo mpianatra dia manana fahasarotana amin'ny fahazoana izay nolazain'i Jesosy. DH: "Tsy misy afaka hanaiky izany" na "Sarotra takarina be izany!"