plt_tn/jhn/06/57.md

834 B

izay mihinana Ahy

"Izay mahatoky Ahy"

Ray velona

Ireo dika-teny azo atao: 1) "Ny Ray izay nanome fiainana" na 2) "Ny Ray izay velona."

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

Ity ilay mofo nidina avy any an-danitra

Ny "mofo" dia sari-teny ho an'i Jesosy, izay tonga avy tany an-danitra. DH: "Izaho dia tahaka ny mofo izay avy any an-danitra"

Izay mihinana ity mofo ity

Izany dia sari-teny. Ireo izay mahatoky an'i Jesosy ny amin'ny fiainam-panahiny dia tahaka an'ireo ireo olona izay miankina amin'ny mofo na sakafo ho an'ny fiainan'ny nofon'izy ireo. DH: "Na iza na iza mahatoky Ahy"

Raibe

"Ray teo aloha" na "Razambe"

Jesosy nilaza ireo zavatra ireo tao amin'ny synagoga ... tao Kapernaomy Izy

Eto Jaona dia manome fampahafantarana fototra mahakasika ny fotoana izay nitrangan'ny tantara.