plt_tn/jhn/06/52.md

940 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nisy Jiosy sasany izay teo nanomboka nifamaly ary Jesosy namaly ny fanontanian'izy ireo.

Ahoana no afahan'io lehilahy io manome antsika ny nofony hoanina?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana fa ireo mpitarika Jiosy dia tohina tamin'izay nambaran'i Jesosy mahakasika "ny nofony." DH: "Tsy misy fomba afahan'io lehilahy io mampinana ny nofony ho antsika!"

marina, dia marina tokoa

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.

mihinana ny nofon'ny Zanak'Olona ianareo sy misotro ny ràny

Eto ny fehezanteny hoe "mihinana ny nofo" sy ny hoe "misotro ny ràny" dia sari-teny izay mampiseho fa ny fahatokiana an'i Jesosy, ilay Zanak'Olona, dia tahaka ny mahazo sakafo sy zava-mpisotro ara-panahy. DH: "raiso tahaka ny handraisanareo hanina sy zava-pisotro ny Zanak'Olona"

tsy hanana fiainana ao aminareo

"tsy hahazo ny fiainana mandrakizay ianareo"