plt_tn/jhn/06/35.md

763 B

Izaho no mofon'ny fiainana

Amin'ny alalan'ny sari-teny, dia mampitaha ny tenany amin'ny mofo Jesosy. Tahaka ny mofo ilaina amin'ny fiainana ara-nofontsika, no ilavana an'i Jesosy ho an'ny fiainana ara-panahintsika. DH: "Tahaka ny sakafo mitazona ny nofontsika ho velona, no afahako manome anareo fiainana ara-panahy."

mino

Ity dia midika hoe mino fa Jesosy dia ilay Zanak'Andriamanitra, mahatoky Azy ho Mpamonjy, ary miaina amin'ny fomba manome voninahitra Azy.

Ny rehetra izay omen'ny Raiko Ahy dia hanatona Ahy

Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Zanany dia hanavotra foana ireo izay mino an'i Jesosy.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

izay manatona Ahy dia tsy mba ho ariako

DH: "Ho tazomiko izay rehetra manantona Ahy"