plt_tn/jhn/06/32.md

542 B

marina, dia marina tokoa

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.

tsy Mosesy no nanome anareo ny mofo avy any an-danitra

Ny "tena mofo" dia sari-teny milaza an'i Jesosy. DH: "Ny Ray dia manome anareo ny Zanaka tahaka ilay tena mofo avy any an-danitra"

ny Raiko

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

manome fiainana ho an'izao tontolo izao

"manome fiainana ara-panahy ho an'izao tontolo izao"

izao tontolo izao

Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra eran-tany izay mahatoky an'i Jesosy.