plt_tn/jhn/06/26.md

710 B

marina, dia marina tokoa

Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.

fiainana mandrakizay izay homen'ny Zanak'Olona anareo, satria Andriamanitra Ray no nanisy tombo-kase taminy

Andriamanitra Ray dia nanome alalana an'i Jesosy, ilay Zanak'Olona, mba hanome ny fiainana mandrakizay ho an'ireo izay mino Azy.

Zanak'Olona ... Andriamanitra Ray

Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'i Jesosy sy Andriamanitra.

nanisy tombo-kase taminy

Ny "manisy tombo-kase" eo amin'ny zavatra iray dia midika hoe mametraka marika eo amin'izany mba hahitana hoe an'iza izany zavatra izany. Ity dia midika fa ny Zanaka dia an'ny Ray ary ny Ray dia manaiky Azy amin'ny fomba rehetra.