plt_tn/jhn/06/04.md

630 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny tranga ao amin'ny tantara dia manomboka ao amin'ny andininy faha 5.

Ary ny Paska, ilay andro firavoravoan'ny Jiosy, dia efa akaiky

Nahaton'i Jaona ny filazana ireo tranga ao amin'ny tantara mba hanomezana fampahafantarana fohy momban'ny fotoana hisehoan'ireo tranga.

Fa Jesosy niteny izany mba hitsapana an'i Filipo, fa efa fantany izay ho ataony

Nahaton'i Jaona vetivety ny filazana ny momba ireo tranga ao amin'ny tantara mba hanazavana ny antony nanontanian'i Jesosy an'i Filipo ny amin'izay hividianana mofo.

fa efa fantany izay ho ataony

Fantatr'i Jesosy izay ho ataony.