plt_tn/jhn/05/43.md

710 B

amin'ny anaran'ny Raiko

Eto ny teny hoe "anarana" dia manamarika ny hery sy fahefan'Andriamanitra. DH: "Izaho dia tonga miaraka amin'ny fahefan'ny Raiko"

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an' Andriamanitra.

mandray

"manaiky"

Raha misy hafa tonga amin'ny anarany manokana

Ny teny hoe "anarana" dia maneho ny fahefana. DH: "Raha misy hafa tonga amin'ny fahefany manokana"

Ahoana no hinoanareo, ianareo izay mandray laza ... amin'Andriamanitra tokana?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Tsy misy fomba afahanareo mino satria ianareo dia mandray laza ... amin'Andriamanitra tokana!"

hinoanareo

Ity dia midika hoe mahatoky an'i Jesosy.