plt_tn/jhn/05/28.md

235 B

Aza gaga amin'izany

Ny "Izany" dia maneho ny zava-misy fa Jesosy, amin'ny maha-Zanak'Andriamanitra Azy, dia mananan ny hery hanome fiainana mandrakizay sy hitondra ny fitsarana.

handrenesana ... ny feony

"Handrenesana ny feoko"