plt_tn/jhn/05/25.md

405 B

marina, dia marina tokoa

Adikao amin'ny fomba hanamafisan'ny teninao ity fa izay manaraka eo dia manan-danja sy marina. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 1:49.

handre ny feon'ny Zanak'Andriamanitra ny maty, ary ho velona ireo izay mandre

Ny feon'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra, dia hanangana ny olona maty avy ao am-pasana.

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.