plt_tn/jhn/05/07.md

483 B

Tompoko, tsy manana

Eto ny teny hoe "tompoko" dia marikin'ny fanajana olona.

rehefa mihetsika ny rano

DH: "Rehefa ahetsiky ny anjely ny rano"

ao anaty farihy

Ity dia lavaka eo amin'ny tany izay fenon'ny olona rano. Indraindray asian'izy ireo vato ny sisiny. Jereo ny nandikanao ny "farihy" tao amin'ny 5:1.

misy misosoka eo alohako

"misy olona hafa foana miditra alohako ao anatin'ny farihy."

ento ny fandrianao, ka mandehana

"alaivo ny fatorianao, dia mandehana"