plt_tn/jhn/05/01.md

800 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity ny fizarana manaraka ao amin'ny tantara, izay niakaran'i Jesosy tao Jerosalema ka nanasitrana lehilahy iray. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fizotry ny tantara.

Taorian'izany

Ity dia maneho ny taorian'ny nanasitranan'i Jesosy ny zanak'ilay tandapa.

nisy firavoravoan'ny Jiosy

"Ireo Jiosy dia nankalaza fety"

niakatra ho any Jerosalema

Eny an-tampon-kavoana no misy an'i Jerosalema. Ny lalana mankany Jerosalema dia miakatra sy midina amin'ny havoana kely.

farihy

Ity dia lavaka eo amin'ny tany izay fenon'ny olona rano. Indraindray asian'izy ireo vato ny sisiny.

Betesda

Ny "Betesda" dia midika hoe tranon'ny famindram-po.

fialofana

Efitra iray misy rindrina telo fotsiny dia misy tafo eo amboniny