plt_tn/jhn/04/48.md

234 B

Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo, tsy mba hino mihintsy

DH: "Rehefa mahita fahagagana ihany ianareo vao hino."

Nino ny teny

Eto ny "teny" dia maneho ilay hafatra izay nolazain'i Jesosy. DH: "nino ilay hafatra"