plt_tn/jhn/04/46.md

263 B

Ary

Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra sy hidirana amin'ny fizarana vaovaon'ny tantara. Raha manana fomba hanaovana izany ny fiteninao, dia hampiasao eto izany.

tandapa

Olona miara-miasa amin'ny mpanjaka