plt_tn/jhn/04/41.md

241 B

ny teniny

Eto ny "teny" dia maneho ny hafatra izay nambaran'i Jesosy. DH: "ny hafany"

izao tontolo izao

Ny teny hoe "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra izay miaina eto ambonin'ny tany. DH: "Ny olona rehetra maneran-tany."