plt_tn/jhn/04/27.md

650 B

Tamin'izany fotoana izany dia niverina ireo mpianany

"Rehefa avy niteny ity Jesosy, dia niverina nankany an-tanàna ireo mpianany."

Ary nanontany tena izy ireo hoe nahoana Izy no miresaka amin'ny vehivavy

Tsy fanaon'ny Jiosy izany miresaka amin'ny vehivavy tsy fatan'izy ireo izany, indrindra fa raha Samaritana ilay vehivavy.

tsy nisy niteny hoe: "Inona no tadiavinao?" na hoe: "Nahoana Ianao no miresaka aminy?"

Mety midika hoe: 1) Ireo mpianatra dia nametraka ireo fanontaniana roa ireo tamin'i Jesosy na 2) "Tsy nisy nanontany ilay vehivavy hoe: 'inona no tadiavinao?' na nanontany an'i Jesosy hoe: "Nahoana Ianao no miresaka aminy?"'