plt_tn/jhn/04/21.md

1.0 KiB

Minoa Ahy

Ny finoana olona dia fanekena fa izay notenenin'io olona io dia marina.

Fa ianareo miankohoka amin'izay tsy fantatrareo. Izahay kosa miankohoka amin'izay fantatray

Jesosy dia milaza fa Andriamanitra nanambara ny tenany sy ireo didiny ho an'ny vahoaka Jiosy, fa tsy ho an'ny vahoaka Samaritana. Tamin'ny alalan'ny Soratra Masina ireo vahoaka Jiosy no nahalala hoe Andriamanitra iza no tsara kokoa noho ireo Samaritana.

hideranareo ny Ray ... satria ny famonjena dia avy amin'ireo Jiosy.

Ny famonjena mandrakizay amin'ny ota dia avy amin'Andriamanitra ilay Ray, i Yaveh, ilay Andriamanitr'ireo Jiosy.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.

satria ny famonjena dia avy amin'ireo Jiosy.

Tsy midika ity hoe ny vahoaka Jiosy no hanavotra ireo hafa amin'ny otan'izy ireo. Izany dia midika fa Andriamanitra dia nifidy ireo Jiosy mba ho vahoakany voatokana izay hitantara amin'ireo hafa ny mahakasika ny famonjeny. DH: "satria ny olona rehetra dia hahafantatra ny momban'ny famonjen'Andriamanitra noho ireo Jiosy."