plt_tn/jhn/04/09.md

575 B

Avy eo hoy ilay vehivavy samaritana taminy hoe

Ny teny hoe "taminy" dia maneho an'i Jesosy.

Ahoana ianao, izay Jiosy, no mangataka amiko, izay vehivavy samaritana, rano ho sotroina?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanehoana ny fahatairan'ilay vehivahy raha nangataka rano taminy Jesosy. DH: "Tsy mampino ahy hoe Ianao, izay Jiosy, no mangataka rano amin'ny Samaritana!"

rano velona

Jesosy mapiasa ny sari-teny hoe "rano velona" mba hanehoana ny Fanahy Masina izay miasa ao amin'ny olona mba hanovana sy hitondrana fiainana vaovao.