plt_tn/jhn/04/06.md

167 B

Mba omeo rano Aho

Ity dia fiangaviana mihaja, fa tsy baiko.

Fa ireo mpianany efa lasa

Tsy nangataka ireo mpianany hatsaka rano ho Azy Izy satria lasa izy ireo.