plt_tn/jhn/04/01.md

839 B

Fampahafantarana amin'ny akapobeny

Ity dia fizarana manaraka amin'ny tantara izay mahakasika an'i Jesosy sy ilay vehivavy Samaritana. Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana fototra an'ity fizarana ao amin'ny tantara ity.

Ary rehefa fantatr'i Jesosy hoe ren'ireo Fariseo ...Jaona Izy ( na dia ... ireo mpianany),dia niala ... nankany Galilia indray

"Ary Jesosy nahazo ... Jaona (na dia ... ireo mpianany), ary henon'ireo Fariseo ny momban'ny fahombiazana azony. Fantany fa ren'ireo, ka niala ... nakankany Galilia"

Ary rehefa fantatr'i Jesosy

Ny teny hoe "Ary" dia nampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny tantatra fototra. Eto Jaona dia manomboka milaza fizarana vaovao amin'ny tantara.

tsy Jesosy tenany aza no nanao batisa

Ny hoe "tenany" dia manamafy fa tsy Jesosy no nanao batisa, fa ireo mpianany.