plt_tn/jhn/03/22.md

393 B

Taorian'izay

Ity dia maneho ny taorian'ny niresahan'i Jesosy tamin'i Nikodemosy. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 2:12.

Ainona

Ity teny ity dia midika hoe "loharano."

Saleima

Tanàna akaikin'ny reniranon'i Jordana

satria betsaka ny rano tany

"satria be loharona ao amin'io toerana io"

natao batisa

DH: "Jaona dia nanao batisa azy ireo" na "izy dia nanao batisa azy ireo"