plt_tn/jhn/03/19.md

872 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Vita ny famalian'i Jesosy an'i Nikodemosy.

tonga teto amin'izao tontolo izao ny fahazavana

Ny teny hoe "fahazavana" dia sari-teny hilazana ny fahamarinan'Andriamanitra izay naseho tao amin'i Jesosy. Ny "tany" dia midika hoe ny olona rehetra monina ''eto ambonin'ny tany." DH: Ilay iray izay tahaka ny fahazavana dia nanampiseho ny fahamarinan'Andriamanitra tamin'ny olona"

naleon'ny olombelona ny haizina

Eto ny "haizina" dia sari-teny maneho ny faritra tsy nahazo ny "fahazavan'ny" fanambaran' Andriamanitra tao amin'i kristy.

mba tsy ho hita miharihary ireo asany

DH: "amin'izay ny fahazavana dia tsy hampiseho ireo zavatra ataony" na "ka mba tsy hampazava ireo asany ny fahazavana."

ho hita tsara fa ireo asany

DH: "ny olona dia mety hahita tsara ireo asany" na "ny olona rehetra dia mety hahita ireo zavatra ataony"