plt_tn/jhn/03/16.md

722 B

tena tian'Andriamanitra izao tontolo izao

Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra maneran-tany.

tian'Andriamanitra

Ity ilay karazana fitiavana izay avy amin' Andriamanitra ary mifantoka amin'ny mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Andriamanitra tenany dia fitiavana ary fototry ny fitiavana marina.

Fa Andriamanitra tsy naniraka ilay Zanaka lahy ho amin'izao tontolo izao mba hanameloka izao tontolo izao, fa mba hamonjy izao tontolo izao amin'ny alalany

DH: "Ny tena antony nandefasan'Andriamanitra ny Zanany lahy tety an-tany dia ny hanavotra izany."

hanameloka

"manasazy"

tsy helohina

"tsy meloka"

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.