plt_tn/jhn/03/12.md

454 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia manohy miresaka amin'i Nikodemosy.

amin'ny fomba ahoana no hinoanareo Ahy raha hitantara aminareo ny zava-misy any an-danitra Aho?

Ity fanontaniana ity dia manamafy ny tsy finoan'i Nikodemosy. DH: "Azo antoka fa tsy hino ianao raha resahako mahakasika ny zava-misy any an-danitra!"

zava-misy any an-danitra

Zavatra ara-panahy

Lanitra

Ity dia midika hoe ny toerana izay ipetrahan' Andriamanitra.