plt_tn/jhn/03/05.md

456 B

marina, dia marina tokoa

Ity dia afaka adikanao mitovy amin'izay nataonao tao amin'ny 3:3.

nateraka tamin'ny rano sy ny fanahy

Misy dikan-teny roa azo atao: 1) "Vita batisa tamin'ny rano sy ny Fanahy" na 2) "teraka ara-batana sy ara-panahy"

fanjakan'Andriamanitra

Ny teny hoe "fanjakana" dia sari-teny hilazana ny lalàn'Andriamanitra eo amin'ny fiainan'ny olona iray. DH: "Izy dia tsy afaka hiaina ny lalàn'Andriamanitra eo amin'ny fiainany.