plt_tn/jhn/02/13.md

822 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy sy ireo mpianany dia niakatra ho any Jerosalema ho ao an-tempoly.

niakatra tany Jerosalema

Ity dia midika fa avy any amin'ny toerana iva izy ireo no niakatra ho any amin'ny toerana avo. Jerosalema dia nihorina teny an-tampon-kavona.

nipetraka tao

Ny andininy manaraka dia manazava tsara fa ireo olona ireo dia teo amin'ny kianjan'ny Tempoly. Izany toerana izany dia natao hiderana an'Andriamanitra fa tsy hanaovana raharaham-barotra.

mpivarotr'omby, ondry ary voromailala

Ny olona dia nividy biby tao amin'ny kianjan'ny tempoly mba hatao sorona ho an'Andriamanitra.

mpanakalo vola

Ny fanjakana Jiosy dia mitaky amin'ny vahoaka izay mitady hividy biby atao sorona mba hanakalo ny volan'izy ireo amin'ny vola voatokana amin'izany any amin'ireo "mpanakalo vola"