plt_tn/jhn/02/06.md

345 B

roa hatramin'ny telo metatra

"80 hatramin'ny 120 litatra." ny "metatra" dia refy eo amin'ny 40 litatra eo eo.

hatramin'ny molony

Ity dia midika hoe "hatreo amin'ny farany ambony indrindra" na "efa feno tanteraka."

ny tompon'andraikitry ny fikarakarana

Ity dia maneho ilay olona izay tompon'andraikitra amin'ny sakafo sy zava-pisotro.