plt_tn/jhn/01/40.md

374 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto andininy ireto dia manome antsika fampahafantarana momban'i Andrea sy ny fomba nitondrany an'i Petera rahalahany ho any amin'i Jesosy. Ity dia nitranga talohan'ny nandehanan'izy ireo sy nahitan'izy ireo hoe taiza Jesosy no nitoetra tao amin'ny 1:37.

zanak'i Jaona

Tsy Jaona mpanao Batisa ity. "Jaona" dia anarana be mpanana.