plt_tn/jhn/01/37.md

215 B

ora fahafolo

"ora hafa-10." Ity dia manondro ny fotoana ao anatin'ny folak'andro, alohan'ny maizina, izay efa tara lotra raha mbola handehanana mankany amin'ny tanàna hafa, mety hoe amin'ny 4 hariva any ho any.