plt_tn/jhn/01/29.md

429 B

zanak'ondrin'Andriamanitra

Ity dia sari-teny izay maneho ny sorona tsaran'Andriamanitra. Jesosy dia natsoina hoe "Zanak'ondrin'Andriamanitra" satria izy dia natao sorona mba ho takalon'ireo otan'ny olona.

izao tontolo izao

Ny teny hoe "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra maneran-tany.

Ilay iray izay tonga avy aoriako dia lehibe noho izaho, satria talohako Izy

Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:14 ity.