plt_tn/jhn/01/26.md

485 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy faha-28 dia milaza antsika ny fampahafantarana fototra mahakasika ny fizotry ny tantara.

ilay iray izay tonga avy ao aoriako

"Izy hampianatra anareo rehefa lasa aho"

izay tsy mendrika ahy ny hamaha ny fehi-kapany

Ny andraikitra "mamaha ireo fehi-kapany," izay asan'ny mpanompo na andevo, dia sari-teny. Jaona dia milaza fa tsy mendrika azy na dia ny hanao ny asa tsy mahafinaritra indrindra an'ny mpanompo ho an'i Jesosy aza.