plt_tn/jhn/01/14.md

831 B

Teny

Izany dia fanoharana izay maneho an'i Jesosy. Izy ilay iray izay maneho hoe tahaka ny ahoana Andriamanitra.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

feno fahasoavana

"feno fihetsika tsara manoloana antsika izay tsy mendrika antsika"

Izy izay tonga aoriako

Jaona dia miresaka momban'i Jesosy. Ny fehezanteny hoe "tonga aoriako" dia midika hoe ny asa fanompoan'i Jaona dia efa nanomboka ary ny an'i Jesosy dia hanomboka atsy ho atsy, aorian'ny an'i Jaona.

lehibe noho izaho

"dia lehibe mihoatra noho izaho" na "dia manan-danja kokoa noho izaho."

satria talohako Izy

Tandremo tsy handika ity amin'ny fomba milaza hoe manan-danja kokoa Jesosy satria lehibe ara-taona amin'i Jaona. Jesosy dia lehibe sy manan-danja kokoa noho Jaona satria Izy dia Andriamanitra ilay Zanaka, izay velona foana.