plt_tn/jhn/01/12.md

499 B

nino ny anarany

Ity dia midika hoe mahatoky an'i Jesosy ho Mpamonjy ary miaina amin'ny fomba izay manome voninahitra Azy.

ny anarany

Ny teny hoe "anarana" dia manambara ny maha- Jesosy an'i Jesosy sy ny rehetra mahakasika Azy. DH: "Jesosy"

nomeny fahefana

"Izy dia nanome fahefana azy ireo" na "nataony ho azo tanterahina ho azy ireo izany"

zanak'Andriamanitra

Ny teny hoe "Zanaka" dia sari-teny izay maneho ny fifandraisantsika amin'Andriamanitra, izay tahaka ny zanaka amin'ny ray.