plt_tn/jhn/01/04.md

846 B

Noho Izy no nisiam-piainana

Eto ny "fiainana" dia sari-teny izay mahatonga ny zavatra rehetra ho velona. DH: " Ilay iray izay natsoina hoe ny Teny dia ilay nahatonga ny zavatra rehetra ho velona"

fiainana

Eto dia mampiasa ny hoe "Fiainana" amin'ny ankapobeny. Fa raha tsy maintsy mazava kokoa ianao, dia adikao hoe "fiainana ara-panahy"

Io fiainana io no fahazavan'ny olona rehetra

Ny "fahazavana" dia sari-teny izay midika ny fanambaran'Andriamanitra. DH: "Izy dia nampiseho antsika ny marina momban' Andriamanitra tahaka ny fahazavana mampiseho izay ao anatin'ny haizina"

Ny hazavana dia mamiratra ao anaty haizina, ary ny haizina tsy nandresy izany.

Tahaka ny haizina tsy afaka manala ny fahazavana, dia tsy afaka manakana ilay Iray izay tahaka ny fahazavana ny amin'ny fampisehoana ny fahamarinan'Andriamanitra ny olon-dratsy.