plt_tn/jer/51/61.md

188 B

tsy hisy olona na biby hiaina ao aminy

Ireo biby ireo dia ireo izay miara-miaina amin'ny olona, satria ao amin'ny 51:36 dia manambara fa i Babylona dia nonenan'ireo ambodia sy bibidia.