plt_tn/jer/51/43.md

488 B

ireo tananany

DH: "tanànan'i Babylona"

ho faiziko ... i Bela

Bela no andriamanitr'ireo Babyloniana ary nisolo-tena ny firenena iray manontolo sy ny vahoaka izay nidera azy.

ho entiko hivoaka ny vavany izay nateliny

Yaveh dia mampitaha ny sorona rehetra sy ny fanatitra ho an'i Bela ho toy ireo zavatra izay halany.

ireo firenena dia tsy hikoriana

Yaveh dia mampitaha ireo firenena maro ho avy ao Babylona ho sorona ho an'i Bela amin'ny renirano izay manaraka ny halavany.