mipetraka eny amin'ireo moron-drano
"dia faly sy manan-karena"
Ny tadin'ny fiainanareo dia nafohezina
Ny fiainanareo dia ho faranana haingana.
ny fandringanan'ny valala
"miaraka amin'ny miaramila maro an'isa"
adim-pihorahana
Io dia hiaka izay ataon'ny miaramila rehefa any an'ady.